𝑴𝙞𝒓𝙖𝒓𝙮 𝙩𝒔𝙞𝒏𝙜𝒆𝙧𝒊𝙣𝒕𝙖𝒐𝙣𝒂 𝒎𝙖𝒉𝙖𝒇𝙞𝒏𝙖𝒓𝙞𝒕𝙧𝒂 𝒇𝙖𝒉𝙖 23 𝒂𝙣’𝙣𝒚 𝑺𝘼𝑯𝙄 𝙈𝒑𝙖𝒏𝙖𝒔𝙤𝒂 !
« 𝑀𝑖𝑓𝑎𝑙𝑖𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑘𝑎𝑟𝑖𝑣𝑎. » 1 𝑇𝑒𝑠𝑎𝑙𝑜𝑛𝑖𝑎𝑛𝑎 5:16
Anio, eo am-pankalazana ny 23 taona niasana, SAHI Mpanasoa dia maneho fankasitrahana lalina an’𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝘁𝗿𝗮 sy fisaorana lehibe ho an’ireo vondrom-piarahamonina, mpiara-miombon’antoka, mpilatsaka an-tsitrapo ary mpiasa tamin’ny lalana feno fianarana sy fanamby ary vokatra maharitra.
SAHI Mpanasoa dia niara-nizotra tamin’ny 𝗳𝗶𝗻𝗼𝗮𝗻𝗮, 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮, ho fanompoana ny fiovam-pihetsika mahomby sy ny fampivoarana ny olona ary notarihin’ny fiantomorana V.I.E « Fanomezana lanja, Fandraisana andraikitra amin’ny fanovana ary Traikefa tsy hay hadinoina ».
Maniry an’ny SAHI Mpanasoa, 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘃𝗮 𝗳𝗲𝗻𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗺𝗯𝗶𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮, hanohy hiasa mba ho Fiainana Mivoatra hatrany!
#sahimpanasoa_pour_une_vie_meilleure
𝑱𝒐𝒚𝒆𝒖𝒙 23𝒆 𝒂𝒏𝒏𝒊𝒗𝒆𝒓𝒔𝒂𝒊𝒓𝒆 𝑺𝑨𝑯𝑰 𝑴𝒑𝒂𝒏𝒂𝒔𝒐𝒂 !
« 𝑆𝑜𝑦𝑒𝑧 𝑡𝑜𝑢𝑗𝑜𝑢𝑟𝑠 𝑑𝑎𝑛𝑠 𝑙𝑎 𝑗𝑜𝑖𝑒. » 1 𝑇ℎ𝑒𝑠𝑠𝑎𝑙𝑜𝑛𝑖𝑐𝑖𝑒𝑛𝑠 5 :16
Aujourd’hui, en célébrant 23 années d’engagement, SAHI Mpanasoa exprime une profonde reconnaissance envers 𝗗𝗶𝗲𝘂 ainsi qu’une vive gratitude envers les communautés, les partenaires, les bénévoles et les collaborateurs, pour ce chemin riche en apprentissages, en défis relevés et en impacts durables.
SAHI Mpanasoa a avancé avec 𝗳𝗼𝗶, 𝗮𝗺𝗼𝘂𝗿 𝗲𝘁 𝗱𝗲́𝘁𝗲𝗿𝗺𝗶𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻, au service d’une transformation porteuse de sens et du développement humain, guidée par l’approche V.I.E : Valorisation reconnaissante, Initiative au changement et Expérience mémorable.
Nous souhaitons à SAHI Mpanasoa 𝘂𝗻𝗲 𝗹𝗼𝗻𝗴𝘂𝗲 𝘃𝗶𝗲 𝗿𝗲𝗺𝗽𝗹𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗿𝗲́𝘂𝘀𝘀𝗶𝘁𝗲, afin de continuer à œuvrer pour une vie meilleure.
#sahimpanasoa_pour_une_vie_meilleure